RATSIMANDRESY ANNA RAYMONDE. FERAPARAN'NY FODIANY MANDRY

Mardi, 12 Septembre 2023 01:02 Madagate affiche
Imprimer

Nandao antsika ny Sabotsy 09 Septambra 2023, vadin'i Jean Jack Nelson RAMAMBAZAFY, misotro ronono niasa tao amin'ny RNM sy TVM. Isika fianakaviana, havana, tapaka sy namana dia tokony tsy alahelo be loatra satria efa ho herintaona mahery i Maman, Tatie Nana no tsy salama.

Mis à jour ( Mardi, 12 Septembre 2023 01:07 )