Sendikan’ny Polisy nationaly. Tolona mbola hitohy ao amin’ny CR Ankaraobato

Lundi, 14 Janvier 2019 06:02 Communauté Malagasy
Imprimer

Andriamatoa Alphonse, Sekretera Jeneralin’ny SEFPONAM


NY FIVORIANA NIKASAINA ATAO AO AMIN'NY FIP ANTANIMORA DIA NAHEMOTRA HO AMIN'NY 02 FEBROARY 2019 AO AMIN'NY COMMUNE RURALE ANKARAOBATO. TSY MIOVA NY FANDAHARAM-POTOANA

Io lohateny io no mahafehy ny fivoriana natao ny 12 Janoary 2019 lasa teo teny amin’ny Paositry ny Polisy ao Ankaraobato, izay notarihin’Andriamatoa Alphonse, Sekretera Jeneralin’ny SEFPONAM.


Ka rehefa samy nifampiarahaba tratr’ity taom-baovao 2019 ity ny rehetra dia raikitra fa hisy Fivoriam-be hotontosaina ao amin’ny FIP Antanimora, ny 23 Janoary 2019 manombokoa amin’ny 9 ora maraina.


Sary: Harilala Randrianarison

www.madagate.org

Mis à jour ( Mardi, 22 Janvier 2019 16:32 )