Antananarivo. Fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana ao anatin'ny fankalazàna ny faha-61 taona niverenan'ny Fahaleovantenam-pirenena

Mardi, 22 Juin 2021 15:47 Photos
Imprimer

Alahady 20 Jona 2021 tolakandro, Ekar Katedraly Andohalo, andron'ny Fetin'ny Raim-pianakaviana koa. Ny Praiminisitra, Lehiben’ny governemanta, Ntsay Christian sy Ramatoa vadiny, Léa Ntsay, dia nanatrika ny fanompoam-pivavahana iraisam-pinoana ho fisaorana an'Andriamanitra sy ho fangataham-pitahiana ho an'ny Tanindrazana ary ho fitrotroana am-bavaka ny vahoaka Malagasy, ao anatin'ny fankalazàna ny  faha-61 taona niverenan'ny Fahaleovantenam-pirenena sy nijoroan'ny Foloalindahy Malagasy.

Ireto misy sary mirakitra izany fotoana izany ho fahatsiarovana.

 

Primature sy Madagate

Mis à jour ( Mardi, 22 Juin 2021 16:24 )