Hery Rajaonarimampianina, FPMA Paris: « Handrava ny ratra rehetra teo aloha »

Jeudi, 27 Mars 2014 14:09 Madagate affiche
Imprimer

Izany, raha fintinina ny fanambarana nataon’ny Filoha Hery Rajaonarimampianina, ny Alahady 23 Marsa 2014, tao amin’ny FPMA (Fiangonanana protestanta malagasy any Andafy), ao aminy 16, rue Chauchat 75009 Parisy, alohan’ny hitodian-doha hiverina an-tanindrazana.

Isaorana manokana, eto, ny namana Alfred Ratsimbazafy, mikirakira ny wwww.croissance.com, izay nanatrika io fotoam-pivavahana io, ka naka sary sy vidéos.

Jeannot Ramambazafy – 27 marsa 2014

Mis à jour ( Jeudi, 27 Mars 2014 15:18 )