Jeannot Ramambazafy. Kolo TV, 27.09.2014: NY MARINA TSY MBA MATY !

Dimanche, 28 Septembre 2014 07:57 Madagate affiche
Imprimer

Tsy asiana resabe eto fa samia mijery sy mihaino io vidéo io ambony io. Afaka volana vitsy dia ho tsapa-ntsika fa ny marina tsy mba maty mandrakizay fa asakasak’ireo mbola tsy mety maka lesona amin’ny Tantaran’ny zanak’olombelona mihitsy.


Nefa samy ho faty ihany fa ny taranaka malagasy no ho tavela eo foana. Sady hifandimby ho mahantra lava eny ihany nefa ho faty ihany koa, na ela na aingana. Sa hisy hitsangana hilaza fa tsy mety maty ? Dia io lova io no hifandimbiasana. Mandrapaha oviana ?

Jeannot Ramambazafy

Mis à jour ( Dimanche, 28 Septembre 2014 11:52 )