Madagasikara haino aman-jery sy kanto. Niara-nandao ity tany fanadalovana ity i Eleo sy Di

Jeudi, 14 Avril 2016 06:31 Madagate affiche
Imprimer

Tena misy fiantsoana faobe any amin’ny tsy taka-maso any. Niara-nandao ity tany fanadalovana ity tokoa mantsy, ny Alarobia 13 Avrily 2016, i Eléonore Rasolofomanana (Eléo RNM) sy Henri Rahaingoson (Di HAVATSA UPEM). Tsy mahita ho tenenina aho (tena marina tokoa) afa-tsy ny fanehoana ny fiombonam-po ho an’ny fianakaviany tsirairay sy tsy ankanavaka, amin’ny anaran’ny mpiara-miasa ato aminy madagate.org. Indro ny feraparan’izy mianadahy. Vita ny asan'izy mianadahy tety.

Tongava saina daholo koa fa manakaiky ny anjaran-tsika, na tiana na tsy tiana. Koa maninona re no lasa toa izao ity firenena iombonana ity e? –
Jeannot Ramambazafy, 14 Avrily 2016

ANISAN'IREO MALAGASY NIASA VOALOHANY TAO AMINY RNM I LAURENT SY ELEO


***********************


IRAIK'AMBINIFOLO TAONA LASA IZAY



Mis à jour ( Jeudi, 14 Avril 2016 14:15 )