Monja Roindefo. Manameloka ny von’olona sy ny fanampenam-bavan’ny mpanao gazety

Dimanche, 03 Juillet 2016 17:49 Madagate affiche
Imprimer

Monja Roindefo Zafitsimivalo


Antsakaviro, 1 Jolay 2016. Zavatra roa sosona ny nambaran’i Monja Roindefo Zafitsimivalo, Filoha nasionalin’ny antoko Monima izao natsangan’ny rainy Dada Monja Jaona. Ny voalohany dia nasiany fanambarana an-tsoratra, dia ny mikasika ireo namoy ny ainy tany Beroroha sy tao Mahamasina.


Ny faharoa kosa dia mikasika ity Lalànan’ny serasera ankapobeny tadiavin’ny fitondrana ho laniana amin’amboletra. Ity lohahevitra ity moa dia tsy nisy fanambarana an-tsoratra fa voarakitra kosa ao anatina vidéos roa.


Ireto avy ary ny azo vakiana sy azo henoina avy amin’ity Praiminisitra voalohan’ny tetezamita 2009-2014 ity.

Jeannot Ramambazafy

Sary Harilala Randrianarison

Mis à jour ( Dimanche, 03 Juillet 2016 18:27 )