Fahatsiarovana ny 7 Febroary 2009, dimy taona lasa izay. Rehefa vita ny Lamesa notontosaina tao aminâny kianja mitafo ao Mahamasina, dia nifampitafa taminâireo mpanao gazety maro tonga tao ny Filohanâny Tetezamita teo aloha, Andry Rajoelina, sady mpitarika ny tolona taminâny taona 2009. Ity ny dika soratra ny ho renao ary ho hitanao ao anatinâio vidĂ©o ambony io.
« Ny andro androany dia andro tsy afaka kosehina, andro tsy afaka fafĂ na satria fankalazana izany 7 Febroary izany. Ny tianay ampahatsiahivina dia tsotra : nisy tolona teto Madagasikara, nisy foto-kevitra, nijoroana teto, ary izany fotokâhevitra nijoroana izany dia tsy afaka havilivily, tsy afaka hatakalo satria saro-piaro loatra ny mpitolona sy ny tenako ».
Inona no ataonâny MAPAR raha mivily izay resaka izay ?
« Ny MAPAR anie efa maro anâisa e ! Ho hita-tsika eo ny tohinâny tantara⊠Fankalazana aloha ny ataon-tsika eto, zava-dehibe loatra izany fankalazana izany, ary ny tenako manokana dia hiaro ny foto-kevitra nijoroanâio tolona io, hatraminâny voalohany ka hatraminâny farany ».
EN FRANĂAIS. Le sens de cette cĂ©rĂ©monie dâaujourdâhui et votre prĂ©sence, câest quoi ?
« Ecoutez, il y avait une lutte populaire Ă Madagascar ; jâĂ©tais le Leader de cette lutte et je suis toujours lĂ pour protĂ©ger la lutte populaire que jâai menĂ©e Ă Madagascar. Il ne faut pas que cette lutte soit dĂ©viĂ©e ».
Est-ce quâil est possible encore de faire une rĂ©conciliation entre tous les Malgaches, en gĂ©nĂ©ral, et entre vous et Marc Ravalomanana en particulier ?
SourireâŠ
Mikasika ny fanendrena Praiminisitra ?
« Ny fanendrena Praiminisitra dia mazava : ny MAPAR no manolotra ny Praiministra. Misy fivoriana hataonay androany sy rahampitso, hamaritra anâizay tokony hatolotra ho Praiminisitra ».
Mety ao anatinâizay hatolotry ny MAPAR izay ve ianao PrezidĂ Â ?
« Mbola misy fivoriana lalina be no hatao aminâizanyâŠÂ ».
Vidéo sy Dika an-tsoratra : Jeannot Ramambazafy & Harilala Randrianarison
Sary : Andry Rakotonirainy