]
Les quotidiens du 24 Nov 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Communiqué Déclaration Madagascar présidentielle 2013, 2è tour : redéploiement des 42 observateurs de longue durée de la MOE-UE

Madagascar présidentielle 2013, 2è tour : redéploiement des 42 observateurs de longue durée de la MOE-UE

Maria Muñiz Urquiza, Chef observatrice de la MOE UE

 

COMMUNIQUE DE PRESSE

Déploiement des 42 observateurs de longue durée de la Mission d’observation électorale de l’UE

DéploiementOLT1.JPG

Antananarivo, le 28 novembre 2013 – La Mission d’observation électorale de l’Union européenne (MOE UE) re-déploie aujourd’hui 42 observateurs de longue durée dans leur zone de responsabilité, en vue du second tour des présidentielles, et pour les législatives prévues le même jour, le 20 décembre. Après une pause dans leur pays respectif, les observateurs sont arrivés les 25 et 26 novembre dans la capitale malgache, où ils ont suivi une journée de formation par l’équipe d’encadrement de la MOE UE.

«Les observateurs de longue durée de la Mission de l’UE seront présents sur le terrain à partir d’aujourd’hui. Nous espérons que leur travail renforcera la confiance des citoyens malgaches dans le processus électoral », a déclaré Maria Muñiz de Urquiza, Chef observatrice de la MOE UE. « le bon déroulement des scrutins du 20 décembre est essentiel pour confirmer la volonté de sortie de crise exprimée par les électeurs lors du premier tour de la présidentielle ».

Déployés en région, les observateurs de longue durée de la Mission d’observation électorale de l’Union européenne y suivront la campagne électorale, les préparatifs logistiques, la formation du personnel électoral, les activités de sensibilisation et celles des partis politiques. Ils seront rejoints, une semaine avant le scrutin, par les 50 autres observateurs de la MOE UE, également retournés dans leur pays peu après le 1er tour des élections présidentielles.

Invitée par le gouvernement de transition d’Union nationale, la MOE UE est présente à Madagascar depuis le 25 septembre. Elle y observe, de manière impartiale, le processus électoral malgache dans son ensemble. Le 27 octobre dernier, Maria Muñiz de Urquiza a présenté une première évaluation relative au premier tour de l’élection présidentielle. Une seconde évaluation sera rendue publique 48 heures après le second tour des présidentielles et le scrutin législatif du 20 décembre. Un rapport final, comprenant une série de recommandations, sera ensuite publié un à deux mois après les résultats définitifs des élections.

* * * * * * * * * * * *

FAMPITAM-BAOVAO

DéploiementOLT2.JPG

Antananarivo, faha-28 Novambra 2013 – Naniraka indray ny mpanara-maso ny fifidianana miasa maharitra miisa 42 mba hihazo ny Faritra niandraiketany avy ho fiatrehana ny fifidianana Filohampirenena sy solombavambahoaka ny 20 Desambra izao ny Iraka mpanara-maso ny fifidianana avy amin’ny Vondrona Eoropeana (MOE UE). Taorian’ny fitsaharana nataony tany amin’ny firenena fiaviany avy, dia nigadona indray teto Antananarivo ny 25 sy 26 Novambra ireo mpanara-maso ireo. Rehefa izany, dia nofanin’ny ekipa mpiandraikitra ao amin’ny MOE UE nandritra ny iray andro izy ireo.

« Ho hita eny an-kianja manomboka anio ny mpanara-maso miasa maharitra avy amin’ny Iraky ny Vondrona Eoropeana. Manantena izahay fa hanamafy ny fahatokisan’ny olom-pirenena malagasy ny fizotry ny fifidianana ny asan’izy ireo », hoy Maria Muñiz de Urquiza, lehiben’ny Iraka MOE UE.

« Zava-dehibe ho fanamafisana ny finiavan’ny mpifidy hiala amin’ny krizy izay efa nasehony tamin’ny fifidianana Filohampirenena fihodinana voalohany ny fahatomombanan’ny latsabaton’ny 20 Desambra », hoy hatrany ity tompon’andraikitra ity.

Rehefa any amin’ny Faritra, dia hanaraka akaiky ny fizotry ny fampielezan-kevitra, ny fanomanana ara-pitaovana ny fifidianana, ny fanofanana ireo mpikirakira ny fifidianana, ny asa fanentanana ary ny zavatra ataon’ny antoko politika ireo mpanara-maso ny fifidianana avy amin’ny Iraka mpanara- maso ny fifidianana avy amin’ny Vondrona Eoropeana ireo. Hanatevin-daharana azy ireo herinandro mialoha ny fifidianana ny mpanara-maso 50 hafa avy amin’ny MOE UE ihany. Efa teto Madagasikara izy ireo tamin’ny fihodinana voalohany saingy niverina tany amin’ny firenena fiaviany taorian’izay.

Tonga teto Madagasikara nanomboka ny 25 Septambra ny MOE UE rehefa nasain’ny Governemantan’ny marimaritra iraisana. Manara-maso amin’ny fo tsy miangatra ny fizotry ny fifidianana manontolo ny Iraka. Nampahafantarin’i Maria Muñiz de Urquiza ny 27 Oktobra lasa teo ny tatitra savaranonando voalohany mikasika ny fihodinana voalohany tamin’ny fifidianana Filohampirenena. Hampahafantarina 48 ora aorian’ny fifidianana Filohampirenena fihodinana faharoa sy solombavambahoaka ny 20 Desambra izao ny tatitra savaranonando faharoa. Hampahafantarina ny besinimaro iray na roa volana aorian’ny fivoahan’ny vokatra tena izy ny tatitra raikitra.

Peggy CORLIN

Attachée de presse - MOE UE Madagascar 2013

Mis à jour ( Jeudi, 28 Novembre 2013 16:17 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)

 

Hira malagasy. Fa iza marina i Therack, namorona ireo hira malagasy tsy lefy hatramin’izao ?

 

Pr Serge Henri RODIN. Le compteur de sa vie terrestre s’est arrêté à 75 ans. Son cœur a cessé de battre le 18 septembre 2024

 

Marc Ravalomanana. Ny tena vontoatin’ny resaka tsy fandoavana hetra : nanao taratasy fanekena fa handoa izy, ny 4 septambra 2023. Indrisy…

...

 

RAMANAMBITANA Richard Barjohn. Ny Ferapara fodiany mandry, ny 12 Septambra 2024