]
Les quotidiens du 02 Jul 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Communiqué Société Civile Madagasikara. Fifidianana kaominaly: hitondra korontana sa fitoniana?

Madagasikara. Fifidianana kaominaly: hitondra korontana sa fitoniana?

Groupe des Experts Nationaux (GEN)

Rue Rajakoba Augustin Ankadivato Antananarivo

E-mail : Cette adresse email est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir.

Tél : 22 663 99 Fax : 22 663 59

---------

N/Réf. : GEN-290.07.15/MR/rh

Fifidianana kaominaly : hitondra korontana sa fitoniana?

Manoloana ny fifidianana kaominaly izay ho tanterahina afaka 15 andro, dia mampahatsiahy ny Groupe des Experts Nationaux (GEN), araka ny famelabelarana natao ny 21 avrily 2015, fa ny fifidianana kaominaly no taratry ny fametrahana ny demokrasia eny ifotony sy eto amin’ny firenena ary tokony ho taratry ny fahalalahana maneho hevitra ary ny safidy malalaka.

Herintaona sy tapany tao aorian’ny namoahana ny vokatry ny fifidianana filoham-pirenena sy solombavam-bahoaka no nandraisana ny fanapahana hanaovana fifidianana kaominaly.

Efa tonga ny fitaovana hanatanterahana ny fifidianana avy any Dubai izay miisa 8.972.350 bileta tokana (bulletins uniques) sy valopy (enveloppes inviolables) 160.793 ary 20.072 procĂšs-verbaux autocopiants.

Iaraha-mahalala anefa fa ao anatin’ny savorovoro tanteraka ny fiainam-pirenena sy ny zavamisy ara-piarahamonina : fitokonan’ny mpiasan’ny Air Mad, ny Sampan-draharahan’ny fananan-tany (Domaines), Seces, Paramed


Manoloana ireo rehetra ireo dia mahatsapa ny GEN fa :

-Misy fanaparam-pahefana mibaribary amin’ny alalan’ny famoriana olona, hanerena ny solontenam-panjakana (Prefet – Chef de District – DĂ©leguĂ© Administratif ), maneho ampahibemaso ny fanolorana ny kandida HVM;

-Tsy fandraisana andraikitry ny CENIT manoloana ireo tsy fanarahan-dalĂ na;

-Lisim-pifidianana tsy ho fantatra raha tsy amin’ny andron’ny fifidianana;

-Tsy fisian’ny fanabeazana ny olom-pirenena manoloana ny fampiasana ny bulletin unique tsy misy sary, tsy misy anarana;

-Tsy fisian’ny Panneaux d’affichages,

-Fanagejana ny haino aman-jerim-panjakana.


/2

- 2 -

Vokany :

-Tsy ho voafehin’ny CENIT ny fitantanana ny fifidianana izay hiteraka savorovoro eo amin’ny fampiasana ny bulletin unique sy ny fampielezan-kevitra;

-Takon’ny olàna any an-tampony ny fiatrehana ny fifidianana nohon’ny tsy fifankazahoana eo amin’ny andrim-panjakana roa tonta;

-Amin’ny andron’ny fifidianana dia ho lany andro hijery ny anarany ao anaty lisim-pifidianana ny olom-pirenena.

Soso-kevitra :

-Atsahatra ny fampihorohoroana ny mpiasam-panjakana amin’ny endriny rehetra;

-Hajaina :

*ny neutralitĂ© de l’administration

*ny fahaleovantenan’ny Tribunal Administratif eo amin’ny fikirakirana ny vokatra sy fandinihana ny fitarainana

-Ny vokatra vonjimaikan’ny fifidianana havoakan’ny CER (Commission Electorale RĂ©gionale) dia tokony havoaka faran’izay haingana mba hialĂ na amin’ny ahiahy (Art 121 du Code electoral).

-Manentana ny olom-pirenena mpifidy handray andraikitra amin’ny fanaraha-maso ny safidiny.

Antananarivo, faha-15 jolay 2015.

Madeleine Ramaholimihaso, Hery Rakotomanana, Bruno Rakotoarison, Charles Rakotonirina, Jean de Dieu Raveloson, Zafimandimby

Mis Ă  jour ( Jeudi, 16 Juillet 2015 15:24 )  
BanniĂšre

Madagate Affiche

 

WMG-Inner Wheel Madagascar. Un partenariat efficace pour la promotion de la formation professionnelle des femmes

 

Christophe Deloire. Brusque décÚs du SG de RSF International, le 08 juin 2024

 

WMG Madagascar. Des serviettes pĂ©riodiques lavables pour les Ă©lĂšves du CEG d’Ambohidrabiby

 

HAJASOA - Raoeliarivelo Hajasoa Pauline, nodimandry ny 28 May 2024

 

GrĂące Marie-Jeanne Ramambazafy teraka Rasoarivony, renin'i Jeannot Ramambazafy. Toa marina fa ny tsara saina sy tsara fanahy no matetika lasa mialoha

 

Mialy R. RAJOELINA. Hommage pour la FĂȘte des MĂšres 2024

 

PentekĂŽsta 2024. FANAHY hoe ?

 

TSIMITOVIAMINIANDRIANDEHIBE GUY RAJAOFETRA (XHI). Fisaorana avy amin’ny vady aman-janany, zafikeliny ary ny fianakaviana iray manontolo

 

LALIE (1976-2024) : Mandria am-piadànana namako amin’ny tsikinao ‘zay


 

«La Passion du Christ». Concert de PĂąques des enfants de l’Orphelinat Saint Paul Antananarivo. Dimanche 14 Avril 2024 Ă  15 heures en la CathĂ©drale Anglicane Saint Laurent Ambohimanoro. ENTREE LIBRE QU'ON SE LE DISE!

CLIQUEZ ICI. MERCI Pour ce Concert de PĂąques, les enfants du Centre -des adolescents Ă  prĂ©sent!-, s’entraĂ...