]
Les quotidiens du 06 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Edito et News Madagascar - Niger : afaka i Jean-Claude Rakotoarilalao !

Madagascar - Niger : afaka i Jean-Claude Rakotoarilalao !

Email Imprimer PDF

Ankavia miankavanana : Alex sy Jean-Claude

Vaovao mahafaly tokoa no re ny zoma 25 febroary 2011. Afaka ny alin’ny alakamisy 24 febroary teo ilay teratany malagasy, Jean-Claude Rakotoarilalao izay nalaina an-keriny tany Niger, ny 16 septambra 2010. Izany hoe nandritra ny dimy volana izy no niaina izany fianana feno tebiteby tsy fantatra raha ho faty rahampitso.

Marihina moa fa taizan’aretina “diabète” Ingahy Rakotoarilalao. Niasa tao amin’ny orinasa frantsay Areva-Vinci Satom izy. Fito ireo olona nalaina an-keriny ka afaka niaraka tamin’i Jean Claude Rakotoarilalao ny teratany Togolais iray, Alew Kodjo Ahonado ary vazaha vavy teratany Frantsay, Françoise Larribe. Ny efatra ambiny, izay Frantsay daholo -ka anisan’izany i Daniel Larribe ny vadin’i Françoise-, dia mbola voatanan’ny Aqmi, fikambanana ajaikin’ny Al Qaïda. Ny dikan'ny Aqmi koa moa dia Al Qaïda Maghreb Islamique.

Septambra 2010. Ireo fito mianadahy mianaka. Tsy fantatra, tamin'izay na ho faty no ho velona. Tebiteby, tebiteby ny an'izy ireo sy ny fianakaviany. Fa dia mbola misy efatra izany no mbola voatana any

Dia arabaina izany i Jean-Claude Rakotoarilalao ary afaka amin’izay koa ny tebiteby nanjo ireo fianakaviany. Tena hanana ho tantaraina amin’ny taranaka faramandimby tokoa izy izao. Eny, na dia “souvenir” tena ratsy iny nanaovana azy “otage” iny. Ny tenako moa efa tratra izany, ny taona 1991 tany Diego Suarez -notazomin-dry federalista naman’I Kapiteny Coutiti- ka mahalala tsara any “ambiance”…

Fa inona no nahafaka azy telo ireo ? Nisy vola be naloha fa ny ohatrinona no tsy fantatra. Ny any azo lazaina ero dia hisaorana ny fanjakana frantsay nanamora ny fandehany rehetra… Tsy nikely soroka ihany koa ny fanjaka mahefa amin’izao fotoana izao, eto Madagasikara fa nifandray sy tapaka tamin’ny fanjakana nigerianina sy frantsay. Fa asa raha nisy latsa-kemboka naloha, dia “combien” ?

Jeannot RAMAMBAZAFY

====================================

COMMUNIQUE DE PRESSE

Lettre de remerciements au Président Nicolas SARKOZY

Le Président de la Haute Autorité de la Transition, SEM Andry Nirina RAJOELINA, a envoyé une Lettre de remerciements, ce Dimanche 27 Février 2011, à SEM Nicolas SARKOZY, Président de la République Française, consécutivement à la libération de trois otages du Sahel, dont Jean – Claude RAKOTOARILALAO.

Voici la teneur intégrale de cette Lettre de remerciements :

« Excellence,

C’est avec un très grand soulagement que le Peuple Malagasy a accueilli la nouvelle de la libération de trois des otages du Sahel, détenus par le groupe terroriste Aqmi, dans le réseau d’A l- Quaïda.

Cette libération résulte des efforts entrepris par la France et son Gouvernement dans les négociations avec les ravisseurs. Ces pourparlers, que vous avez initiés, ont abouti à la libération d’une Française, d’un Togolais, et de l’un de nos compatriotes en la personne de Jean - Claude RAKOTOARILALAO.

Ainsi, en mon nom personnel et au nom de tout le Peuple Malagasy, je vous exprime, ainsi qu'à tout le Peuple Français, ma profonde reconnaissance pour cette collaboration à l'image de la coopération entre nos deux pays.

Nous souhaitons aussi une issue et un dénouement rapide et heureux pour les Français qui sont encore retenus par des ravisseurs dans le Sahel.

Je vous prie d’agréer, Excellence Monsieur le Président, les assurances de ma très haute considération ».

Ambohitsorohitra, le 27 Février 2011

La Direction de la Communication

à la Présidence de la Haute Autorité de la Transition

Mis Ă  jour ( Jeudi, 03 Mars 2011 17:42 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix Ă  Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30