]
Les quotidiens du 02 Jul 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Articles RIVODOZA FREDDY FEBROARY 2023. AVY AIZA IO ANARANA IO?

RIVODOZA FREDDY FEBROARY 2023. AVY AIZA IO ANARANA IO?

Na tiana na tsy tiana, satria mbola ao anaty fahavaratra isika, fotoanan’ny orana sy ny fiavian’ny rivodoza, dia voalaza ary hitan’ny zana-bolana fa tsy maintsy hiditra eto Madagasikara ilay rivodoza nampitondraina ny anarana hoe Freddy.

Eto isika dia tokony manontany tena hoe avy aiza ary io anarana io ?


Satria TSY AO ANATIN’NY LISITRA EFA NOMANINA MIALOHA momban’ity taona 2023 ity. Raha ny F izany dia tokony FABIEN no anaran’io rivodoza Freddy io ary ry zareo avy atsy amin’ny nosy Maurice no nanome io anarana Fabien io. Jereo ny lisitra. Fa raha i CHENESO namela takaitra ho an’ny Malagasy dia ao ary avy atsy Botswana no nanome io anarana io.



Ity rivodoza Freddy ity izany dia tena tsy fanta-piaviana arz-bakiteny. Ary lazaina fa ho loza be
 ho an’ireo tia sy/na mijery sarimihetsika misy maneran-tany dia mahatadidy tsara ilay horonan-tsary notontosain’i Wes Craven (avanana amin’ny sarimihetsika « horreur ») ny taona 1984 mitondra ny lohateny hoe : FREDDY: LES GRIFFES DE LA NUIT. « SĂ©rie » izy io ary nisy horonan-tsary enina nifarana ny taona 2003.

Taminy taona 2022 dia ny karana no nampiasa io anarana FREDDY io nanohy ny asan’i Wes Craven.

Fa rehefa nikaroka aho dia izao no niavian’ny anaran’io rivodoza « F » io. Ny sampandraharaha avy any Australie no nanome io anarana FREDDY io, ny 6 Febroary 2023. Alohan’ny nidirany taty amin’ny faritra jeografika misy antsika.


Raha ny fandalinan-dry zareo dia hitovitovy amin’ny fandalovan’ny rivodoza Litanne (1994) sy Eline (2000) teto Madagasikara ny fandalovan’io FREDDY io izay hiditra eto amintsika ny amin’ny Talala 21 Febroary 2023 eo anelanelan’ny Toamasina sy Manakara.


MAILO HATRANY DAHOLO MIHAINO RADIO SY TELE !

Liana mikasika an-dry Litanne sy Eline ianareo ? Aza miala aminy madagate ary !

Jeannot Ramambazafy

Mis Ă  jour ( Lundi, 20 FĂ©vrier 2023 11:16 )  
BanniĂšre

Madagate Affiche

 

WMG-Inner Wheel Madagascar. Un partenariat efficace pour la promotion de la formation professionnelle des femmes

 

Christophe Deloire. Brusque décÚs du SG de RSF International, le 08 juin 2024

 

WMG Madagascar. Des serviettes pĂ©riodiques lavables pour les Ă©lĂšves du CEG d’Ambohidrabiby

 

HAJASOA - Raoeliarivelo Hajasoa Pauline, nodimandry ny 28 May 2024

 

GrĂące Marie-Jeanne Ramambazafy teraka Rasoarivony, renin'i Jeannot Ramambazafy. Toa marina fa ny tsara saina sy tsara fanahy no matetika lasa mialoha

 

Mialy R. RAJOELINA. Hommage pour la FĂȘte des MĂšres 2024

 

PentekĂŽsta 2024. FANAHY hoe ?

 

TSIMITOVIAMINIANDRIANDEHIBE GUY RAJAOFETRA (XHI). Fisaorana avy amin’ny vady aman-janany, zafikeliny ary ny fianakaviana iray manontolo

 

LALIE (1976-2024) : Mandria am-piadànana namako amin’ny tsikinao ‘zay


 

«La Passion du Christ». Concert de PĂąques des enfants de l’Orphelinat Saint Paul Antananarivo. Dimanche 14 Avril 2024 Ă  15 heures en la CathĂ©drale Anglicane Saint Laurent Ambohimanoro. ENTREE LIBRE QU'ON SE LE DISE!

CLIQUEZ ICI. MERCI Pour ce Concert de PĂąques, les enfants du Centre -des adolescents Ă  prĂ©sent!-, s’entraĂ...