]
Les quotidiens du 27 Nov 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche Madagascar : Le Fokonolona réhabilite ses valeurs, responsabilités et droits…

Madagascar : Le Fokonolona réhabilite ses valeurs, responsabilités et droits…

Mme Rabakoarisoa, Association Tsarafaniry à Tsiazompaniry

« Le Fokonolona réhabilite ses valeurs, responsabilités et droits, dans la gouvernance des ressources naturelles pour un développement durable », dixit les Femmes des structures communautaires de base gestionnaires des ressources naturelles.

« Les valeurs, les responsabilités et les droits du Fokonolona sont en train d’être réhabilités dans la gouvernance et la gestion des ressources naturelles pour un développement durable. Rappelons que ces responsabilités du Fokonolona sont déjà stipulées dans la Constitution », clament les femmes Membres des Communautés locales. Ce sont les raisons de cette communication et de mobilisation de tous les citoyens, de toutes les structures concernées, de tous les Décideurs et de tous les Partenaires Techniques et Financiers du secteur.

Le fokonolona : l’institution malagasy la plus stable et la plus pérenne.

Le fokonolona constitue l’institution malagasy la plus stable et la plus pérenne. Base du développement durable, selon les constitutions successives,  il a été l’ancrage de la gestion des ressources naturelles que nous héritons actuellement. Malgré les bouleversements de l’époque coloniale et des différents régimes successifs, le fokonolona a survécu. Il reste actif, surtout en période de crise, avec son mode de fonctionnement enraciné dans la culture malagasy.

Malgré la loi publiée en 1996, qui a pour objectif de restituer la reconnaissance officielle de la gestion communautaire des ressources naturelles, nous recommandons qu’il faut désormais renforcer le pouvoir de prise de décision attribué au Fokonolona. Etant donné que les 70% de la population malagasy dépendent directement des ressources naturelles.

Nous, les Femmes, contribuons à la mise en place du réseau et lançons un appel à toutes les femmes des structures gestionnaires des ressources naturelles à unir nos forces à travers ce réseau. Car les défis et réformes qui nous attendent durant les 20 prochaines années sont encore immenses.

Des propositions pour les Décideurs

Nous faisons appel aux milliers de Communautés locales qui adhèrent à cette vision : « réhabilitation des valeurs, responsabilités et droits du Fokonolona pour la gouvernance des ressources naturelles à « s’unir » et à faire une proposition commune que l’on communiquera à tous les Décideurs nationaux à tous les niveaux. Afin que ces propositions leurs serviront de référence pour les éventuelles prises de décisions. Nous allons le communiquer aussi bien qu’au niveau international, à RIO+20.

====================================================================

" Mamerina ny hasina sy ny zony ny Fokonolona eo amin’ny fifampitondrana mikasika ny harena voajanahary ho an’ny Fampandrosoana maharitra", hoy izahay Vehivavy avy amin’ireo Rafitra mitantana ny Harena Voajanahary eny ifotony.


Ramatoa Rakotondrabe Haingotiana, Filohan'ny Union Maitso, Arivonomao

Ny Fokonolona : mba ho tena fampandrosoana maharitra

" Mamerina ny hasina sy ny zony ny Fokonolona amin’ny fifampitondrana mikasika ny harena voajanahary mba hitondra any amin’ny tena fampandrosoana maharitra. Satria efa voalaza mazava tsara ao amin’ny lalam-panorenana izany anjara andraikitra omena ny fokonolona izany ". Izay no andraisanay andraikitra sy hanentananay ny olom-pirenena rehetra, ny Rafitra mitantana ny harena vajanahary : VOI, fikambanana, ny fokonolona, ny tompon’andraikitra sy mpiara-miombon’antoka.

Satria ny Fokonolona no rafitra mafy fototra sy maharitra indrindra

Ny fokonolona no rafitra nentim-paharazana sy mafy fototra nentina nikajiana ireny harena vaojanahary ireny, izay nolovantsika taranaka ankehitriny. Na dia noravana na naolan’ny Fanjanahantany na ny rafitra nifandimby aza izany rafitra izany dia mbola miorim-paka hatrany. Ny lalàna tamin’ny taona 1996, dia nanome ny famindram-pitantanana. Mahatsapa izahay fa mila afototra amin’ny fahazoan’ny fokonolona mandray anjara amin’ny fanapahankevitra ny fampiasana ny harena voajanahary ny fahefana no nomena azy. Mihoatra ny 70%n’ny Malagasy ny miankina amin’ny harena voajanahary mivantana ny fivelomany.

Mandray andraikitra amin’ny fijoroan’ny Tambazotra izahay vehivavy

Mampijoro ny Tambazotra izahay, ary manao antso ireo vehivavy, Fikambanana sy Vondron’Olona Ifotony ao amin’ny Fokonolona hiara-mientana hanatevina izany tambazotra izany. Satria mahatsapa izahay fa mbola betsaka ny fanamby sy fanavaozana miandry ny 20 taona ho avy, ka tsy vita raha tsy hifanakonana.

Mbola hamafisinay fa manana ny fahaiza-manao sy manana andraikitra izahay Fokonolona sy ny Rafitra mitantana ny Harena Voajanahary eny ifotony ary efa nahitana fahombiazana: Ohatra ny fiarovana ny ranon’i Tsiazomaniry, izay antokin’ny fiainan’Antananarivo, ny Fiarovana ny Ala tapian’Arivonimamo….

hanolotra “Fehin-kevitra” atolotra ny tompon’andraikitra

Miantso ireo namana: VOI sy Fikambanana 1000 mahery manerana ny nosy, resy lahatra sy mitovy fijery aminay amin’ny “Famerenana ny hasin’ny Fokonolona amin’ny fifampitondrana mikasika ny harena voajanahary mba hampiara-peo ka hanolotra “Fehin-kevitra atolotra ny tompon’andraikitra rehetra isan’Ambaratongany, ny Mpamatsy Vola mba hifampidinihana sy hakana fanapahan-kevitra. Isan’ireo fehin-kevitra hoentinay hatrany amin’ny sehatra iraisam-pirenena toa ny any RIO+20 izay fehin-kevitra izany.

www.madagate.com - Source: ASF

Mis à jour ( Jeudi, 26 Avril 2012 15:35 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Madagasikara « Orange Day » 2024. Hafatry ny Première Dame, Mialy R. Rajoelina

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)

 

Hira malagasy. Fa iza marina i Therack, namorona ireo hira malagasy tsy lefy hatramin’izao ?

 

Pr Serge Henri RODIN. Le compteur de sa vie terrestre s’est arrêté à 75 ans. Son cœur a cessé de battre le 18 septembre 2024

 

Marc Ravalomanana. Ny tena vontoatin’ny resaka tsy fandoavana hetra : nanao taratasy fanekena fa handoa izy, ny 4 septambra 2023. Indrisy…

...