]
Les quotidiens du 04 Jul 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche Décès de Nicole Razakandisa Ramarofidy

Décès de Nicole Razakandisa Ramarofidy

«Misaora an’i Jehovah ry fanahiko ; Ary izay rehetra ato anatiko, misaora ny anarany masina. Misaora an’i Jehovah, ry fanahiko ; Ary aza misy hadinoina ny fitahiany rehetra». Salamo 103 : 1-2

Rehefa nivahiny 58 taona teto an-tany

Nicole RAZAKANDISA RAMAROFIDY

dia nodimandry tao Versailles (Frantsa), ny Asabotsy 20 Oktôbra 2012.

Hoy :

Ny vadiny :

- RAZAKANDISA Rodolphe Fanambinantsoa

Ny Zanany :

- Mialy sy Andry RAJOELINA

- Prisca sy Haja RASOANAIVO

- Tiana RAZAKANDISA

Ny zafiny :

- RAJOELINA Arena, Ilontsoa, Andrialy

- RASOANAIVO Lucas, Emanuelle

Ny iray tampo aminy :

- RAMAROFIDY Jeanel sy Hanta

- RAKOTOMALALA Gérard sy Saholy ary ny zanany

- STICH Arnaud sy Hany Soa

Ny iray tampo amin’ny vadiny :

- RABESANDRATANA Dieudonné sy ny zanaka aman-jafiny

- RAZAKANDISA Simone sy ny zanaka aman-jafiny

- RAZAKANDISA Parfait sy ny zanaka aman-jafiny

- RAKOTONIRAINY Célestin sy ny zanaka aman-jafiny

- RAZAKANDISA René sy Elisoa sy ny zanaka aman-jafiny

- ANDRIANTSOAVINA Naivoharitafika sy Rolline ary ny zanany

- RAZAKANDISA Nary mianadahy sy ny vady aman-janany

Ny Fianakaviana :

- Teraka Andriamifidy, Teraka Rakotomavo Alphonse, Teraka Ralay Tsimiamboholahy

- Teraka Razokinimangetrika sy Raseheno, Teraka Ramelson, Teraka Ratsimandisa sy ny Ravonimpitia

Ny Mpitandrina sy ny fiangonana : Katedraly FJKM Analakely, FJKM Antsampandrano Fiderana, FJKM Ampamarinana.

Fokontany : Ambatobe - Antsampandrano Ilafy

Ny mpiara-miasa ao amin’ny Orinasa SPCI

Ny andro fandevenana dia ny Asabotsy 27 Oktobra 2012 ao Antsampandrano Ilafy, rehefa avy atao veloma farany ao amin'ny Katedraly FJKM Analakely.

+ + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + + ++ + + +

La Société SPCI a la douleur de vous faire part du décès de :

Nicole RAZAKANDISA RAMAROFIDY

Administrateur général

Survenu à Versailles France,

le Samedi 20 Octobre 2012.

Mis à jour ( Vendredi, 26 Octobre 2012 05:58 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

WMG-Inner Wheel Madagascar. Un partenariat efficace pour la promotion de la formation professionnelle des femmes

 

Christophe Deloire. Brusque décès du SG de RSF International, le 08 juin 2024

 

WMG Madagascar. Des serviettes périodiques lavables pour les élèves du CEG d’Ambohidrabiby

 

HAJASOA - Raoeliarivelo Hajasoa Pauline, nodimandry ny 28 May 2024

 

Grâce Marie-Jeanne Ramambazafy teraka Rasoarivony, renin'i Jeannot Ramambazafy. Toa marina fa ny tsara saina sy tsara fanahy no matetika lasa mialoha

 

Mialy R. RAJOELINA. Hommage pour la Fête des Mères 2024

 

Pentekôsta 2024. FANAHY hoe ?

 

TSIMITOVIAMINIANDRIANDEHIBE GUY RAJAOFETRA (XHI). Fisaorana avy amin’ny vady aman-janany, zafikeliny ary ny fianakaviana iray manontolo

 

LALIE (1976-2024) : Mandria am-piadànana namako amin’ny tsikinao ‘zay…

 

«La Passion du Christ». Concert de Pâques des enfants de l’Orphelinat Saint Paul Antananarivo. Dimanche 14 Avril 2024 à 15 heures en la Cathédrale Anglicane Saint Laurent Ambohimanoro. ENTREE LIBRE QU'ON SE LE DISE!

CLIQUEZ ICI. MERCI Pour ce Concert de Pâques, les enfants du Centre -des adolescents à présent!-, s’entraÃ...