En tenue, Zoe Rasoaniaina, Présidente nationale des Eclaireuses de Madagascar
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA SYNODAMPARITANY IARIVO AVARADRANO
FITANDREMANA AMBONDRONA FIRAISANA SAMPANA MPANAZAVA SY TILY
“Fa aza manadino hanao soa sy hiantra ; fa fanatitra toy izany no sitrak’Andriamanitra” (Hebreo 13 ; 16)
COMMUNIQUE DE PRESSE
Mankalaza ny faha-60 taonany ny Fivondronana faha XXIX, SAMPATI (SAMPANA MPANAZAVA SY TILY) eto amin’ny FJKM Ambondrona Firaisaina mandritra ny taona 2014, ka hosokafana amin’ny fotoam-pivavahana hotontosaina eto am-piangonana izany ny alahady 27 aprily ho avy izao.
Ny teny fanevan’ny fankalazana dia nosintonina tao amin’ny Hebreo 13 : 16 : « Fa aza manadino hanao soa sy hiantra, fa fanatitra toy izany no sitrak’Andriamanitra ». Ny reny mpiahy ny fankalazana moa dia tsy iza fa Rtoa Zoé Rasoaniaina, filoha nasionalin’ny Mpanazava eto Madagasikara. Maro hy hetsika hotontosaina mandritra ny fankalazana, izay hiompana bebe kokoa any amin’ny asa soa sy ny fitaizana ara-panahy, toy ny :
- herinandrom-bavaka hotontosaina ny 02 ka hatramin’ny 06 jona eo amin’ny FJKM Ambondrona
- asa soa hifandrombonan’ny skoto beazina ny 12 jolay eo amin’ny FJKM Ambondrona
- fankalazana ny ivon’ny jobily ny alahady 13 jolay eo amin’ny FJKM Ambondrona - fanomezana hatao any amin’ny FJKM Mahambo ny volana novambra
- tolotra fanampiana ho fanavaozana ny trano fiangonana FJKM Ambondrona Firaisana ny volana desambra
Eo ihany koa ny seho ivelany hanamarihana ny fankalazana, toy ny :
- fifidianana ny teny faneva (natolotr’i Ratsimbazafy Rovatiana (Alafià Mandamina)
- famoronana logo (sangan’asan’Atoa Rakotomanana Naivosoa Joely (Solia Milofo)
- famoronana hira faneva (sanganasan’Atoa Andriamananjara Jean Parfait )
- fanamboarana fehitenda misy ny sary famantarana ny jobily
- fanotà na kapila mangirana mirakitra ny tantaran’ny fivondronana faha-XXIX sy ny fiainan’ny SAMPATI Ambondrona
- lasin-jobily ny volana septambra
- fametrahana takelam-pahatsiarovana ao amin’ny FJKM Ambondrona Firaisana
Mba hentina hanatontosà na ireo hetsika ireo, dia hisy ny fitadiavam-bola hatao, ka ireto avy izy ireo, ary hanaovana antso avo amin’ny mpiray fiangonana, havana, namana sy tapaka :
- Rindrakira miaraka amin’ny tarika Ambondrona, ao amin’ny CCESCA ny 22 jona 2014
- Sakafom-pirahalahiana ao amin’ny Astauria Antanimena ny 27 jolay 2014
- Fitetezà na orinasa sy olo-tsotra hanohana amin’ny hetsika hatao
Marihina fa misy ny Komity natsangana manokana amin’ny fankalazana ny faha-60 taona, miisa 20 ny mpikambana ary ny filoha dia Ramatoa Andrianarisoa Bodo.
Ny isan’ny skoto beazina eto amin’ny Fivondronana faha-XXIX dia mahatratra 80, ary 19 ny mpiandraikitra azy ireo.
Â
****************************************
FIANGONAN’I JESOA KRISTY ETO MADAGASIKARA
SYNODAMPARITANY IARIVO AVARADRANO FITANDREMANA AMBONDRONA FIRAISANA SAMPANA MPANAZAVA SY TILY
« Et n'oubliez pas la bienfaisance et la libéralité, car c'est à de tels sacrifices que Dieu prend plaisir » (Hébreux 13 ; 16)
COMMUNIQUE DE PRESSE
Cette année, le Fivondronana XXIX, SAMPATI (Scouts, Eclaireuses et Eclaireurs) Ambondrona commémore son 60ème année d’existence, et l’ouverture de la célébration aura lieu le dimanche 27 avril prochain, par un culte au FJKM Ambondrona Firaisana.
Le slogan de cette célébration est tiré des épîtres aux Hébreux 13 : 16 : « Et n'oubliez pas la bienfaisance et la libéralité, car c'est à de tels sacrifices que Dieu prend plaisir ».
Mme Zoé Rasoaniaina, Présidente nationale des Eclaireuses de Madagascar, est la marraine de cette célébration. Les activités qui marqueront cette commémoration seront axées sur les œuvres sociales et sur l’aspect spirituel, dont ci-dessous la liste :
- semaine de prière du 02 au 06 juin au FJKM Ambondrona - œuvres sociales menées par les scouts d’Ambondrona le 12 juillet au FJKM Ambondrona
- culte de célébration du jubilé le dimanche 13 juillet au FJKM Ambondrona - donation au FJKM Mahambo au mois de novembre
- aide financière à la réhabilitation du temple FJKM Ambondrona Firaisana en décembre
La célébration sera marquée par des œuvres et activités particulières :
- choix du slogan (proposition de Ratsimbazafy Rova (Alafia Mandamina)
- création d’un logo (œuvre de Rakotomanana Naivosoa Joely (Solia Milofo)
- composition d’un chant sur le jubilé (œuvre de Andriamananjara Jean Parfait)
- confection de foulards spéciaux pour le jubilé - édition d’un CD sur l’histoire et la vie du Fivondronana XXIX Sampati Ambondrona
- grand camp en septembre - pose d’une plaque de commémoration du jubilé au FJKM Ambondrona Firaisana
Des recherches de financement seront menées afin de réaliser ces activités, et pour lesquelles nous lançons un appel aux fidèles, partenaires, amis, connaissances et parents :
- concert avec le groupe Ambondrona au CCESCA le 22 juin 2014
- déjeuner de fraternité à l’Astauria Antanimena le 27 juillet 2014 - visite de sociétés, partenaires et particuliers pour soutenir les activités
Un comité a été mis en place afin de coordonner la célébration, dont les membres sont au nombre de 20, et qui est présidé par Mme Andrianarisoa Bodo.
Les scouts éduqués au sein du Fivondronana XXIX sont au nombre de 80, et ils sont encadrés par 18 responsables.