]
Les quotidiens du 06 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Editorial Madagate Affiche RAKOTOARISOA RAPHAEL BERTHIN. FERAPARA FILAZANA NY FODIAMANDRINY

RAKOTOARISOA RAPHAEL BERTHIN. FERAPARA FILAZANA NY FODIAMANDRINY

Amin'ny finoana sy fanantenana ny fitsanganan'ny tena amin'ny maty no ampandrenesanay, fa ny havan-malalanay i :

RAKOTOARISOA Raphael Berthin

Dia nantsoin'ny Ray hody any aminy ny zoma 24 febroary 2022, rehefa nivahiny 58 taona teto an-tany.

Hoy :

Ny vadiny :

RAMANANKOARIVO Suzanne Bakoly

Ny zanany :

RAKOTOARISOA Faly Miary sy Elysa, RAKOTOARISOA Miary Faniry, RAKOTOARISOA Miary Ravaka Domoina

Ny zafiny :

Diary

Ny iray tam-po aminy :

HARISOA Jeanne Raphaeline

RAZAFINDRAFARA Dorothée Denise sy ny zanaka aman-jafiny

Vady navelan'Itompokolahy RAKOTONDRAVELO sy ny zanaka aman-jafiny

Vady navelan'Itompokolahy RAZANADRAKOTO sy ny zanaka aman-jafiny

RAMAMBAZAFY Jeannot mivady sy ny zanaka aman-jafiny

Ny iray tampo amin'ny vadiny :

RAKOTONIRINA Roger Jules mivady sy ny zanaka aman-jafiny

RAKOTONARIVO Harisolo Richard mivady sy ny zanaka aman-jafiny

RAKOTOARIMANANA (Rasolo) mivady sy ny zanany

RAMANANKOARIVO Jean Claude (Tantely)

Ny Havana rehetra

Ny FJKM Fanilon'i Kristy Ambavahaditokana

Ny FJKM Ambohimangakely

Ny Fokontany Andranonahoatra

Ny Fokontany Ampandrana Atsinanana

Ny Fokontany Antanambao Ambohimangakely


Ny nofony dia hiala ao an-tranony, lot ITR 78 Andranonahoatra, ny Alatsinainy 28 Febroary 2022, amin'ny 11 ora sasany maraina, ho fanomezana voninahitra an'Andriamanitra sy ho fankaherezana ny fianakaviana, ary ho entina hanomezana voninahitra an'Andriamanitra ao amin'ny FJKM Fanilon'i Kristy Ambavahaditokana alohan’ny ametrahana azy ao amin’ny fasan-drazany ao Ambohimangakely Fokontany Antanambao.

"ilaozy ny zanakao ho kamboty, fa Izaho no hamelona azy, ary aoka Izaho no hitokian'ny vadinao mpitondratena".

Jeremia 49 : 11

Mis Ă  jour ( Dimanche, 27 FĂ©vrier 2022 06:18 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix Ă  Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30