]
Les quotidiens du 04 Jul 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil A la une Madagasikara. Antenimieran-doholona ho foanana sa tsia?

Madagasikara. Antenimieran-doholona ho foanana sa tsia?

Fa rahoviana ihany ny Malagasy sasany no ho tonga saina fa any amin’ny tsy mivonto foana no lazaina fa manain-taina. Ny sasany moa dia hoe: manindrahindra ny filohan’ny SĂ©nĂ©gal ny filoha Andry Rajoelina. Fitsikerana maivana toa ny lohan’izay nanoratra izany. Na koa tena tsy mahafehy ny teny frantsay, teny fifandraisana amin’izao tontolo izao, fa tsy raisina toa teny fanjanahana akory.

Koa izao ny dikan-tenin’ny voalazan’ny filoha Macky Sall eo amin’ny sary (eo ambony) naseho tao amin’ny Lapan’ny Kolontsaina Mahamasina, ny Alahady 28 Aprily 2019. Sokafo tsara ny maso :

NOFOANAKO NY ANTENIMIERAN-DOHOLONA NAFAHAKO NANANGANA ITY TOBY MAMOKATRA HERINARATRA AVY AMIN’NY MASOANDRO MITENTINA 27 LAVITRISA ITY. NY FIRENEKO DIA MILA KOKOA ANGOVO FA TSY SENATORA KARAMAINA TSY ANAO N’INONA N’INONA.

42 miliara ariary mahery isan-taona no lany andoavana ny karaman’ireo senatora malagasy. Amin’ny fo tsy miangatra: mety ve izany sa tsy mety? Samia mandinika tsara ary fa atsy amin’ny nosy Maurice, izay mandroso izay tsy izy, tsy nisy ary tsy misy izany Antenimieran-doholona na SĂ©nat izany.

Teto Madagasikara aza nisy fotoana no tsy nisian’izany koa. Oviana ? Mianàra ny Tantaran’i Madagasikara fa aza zatra toloram-potsiny.


Jeannot Ramambazafy

Mis Ă  jour ( Lundi, 29 Avril 2019 06:49 )  
BanniĂšre

Madagate Affiche

 

WMG-Inner Wheel Madagascar. Un partenariat efficace pour la promotion de la formation professionnelle des femmes

 

Christophe Deloire. Brusque décÚs du SG de RSF International, le 08 juin 2024

 

WMG Madagascar. Des serviettes pĂ©riodiques lavables pour les Ă©lĂšves du CEG d’Ambohidrabiby

 

HAJASOA - Raoeliarivelo Hajasoa Pauline, nodimandry ny 28 May 2024

 

GrĂące Marie-Jeanne Ramambazafy teraka Rasoarivony, renin'i Jeannot Ramambazafy. Toa marina fa ny tsara saina sy tsara fanahy no matetika lasa mialoha

 

Mialy R. RAJOELINA. Hommage pour la FĂȘte des MĂšres 2024

 

PentekĂŽsta 2024. FANAHY hoe ?

 

TSIMITOVIAMINIANDRIANDEHIBE GUY RAJAOFETRA (XHI). Fisaorana avy amin’ny vady aman-janany, zafikeliny ary ny fianakaviana iray manontolo

 

LALIE (1976-2024) : Mandria am-piadànana namako amin’ny tsikinao ‘zay


 

«La Passion du Christ». Concert de PĂąques des enfants de l’Orphelinat Saint Paul Antananarivo. Dimanche 14 Avril 2024 Ă  15 heures en la CathĂ©drale Anglicane Saint Laurent Ambohimanoro. ENTREE LIBRE QU'ON SE LE DISE!

CLIQUEZ ICI. MERCI Pour ce Concert de PĂąques, les enfants du Centre -des adolescents Ă  prĂ©sent!-, s’entraĂ...