]
Les quotidiens du 06 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil A la une Madagasikara-SADC : Fifidianana Filoham-pirenena 2023. Kandida 11 mpandainga tena mila raharaha tokoa

Madagasikara-SADC : Fifidianana Filoham-pirenena 2023. Kandida 11 mpandainga tena mila raharaha tokoa

TSINDRIO ETO

Talata 10 Oktobra 2023. Androany no manomboka ny propagandy amin’ny fifidianana izay tontosaina ny 9 Novambra 2023. Asakasak’ireo kandida 11 mpandainga tena mila raharaha tokoa fa izao no tapaky ny SADC efa tamin’ny 27 Septambra 2023.

ENGLISH

An extraordinary Southern African Development Community (SADC) Organ Troika Summit Plus the Democratic Republic of Congo was held on 27th September 2023) to discuss the political and security issues in the region.

(…)

The following SADC Member States are scheduled to hold elections by the end of this year :

General Elections in the Kingdom of Eswatini on 29 September 2023 ;

First Round of Presidential Election in Madagascar on 9 November 2023 and possible Second Round, on 20 December 2023;

and Presidential, Legislative and Provincial Elections in the DRC on 20 December 2023.

MALAGASY

Notanterahina ny 27 septambra 2023 ny Fivoriana Faratampon’ny Troika an’ny SADC miampy ny Repoblika Demokratikan'i Congo mba niresahana momba ny olana ara-politika sy fiarovana ao amin'ny faritra.

(…)

Ireto firenena mpikambana ao amin’ny SADC manaraka ireto no efa voavina hanao fifidianana amin’ny faran’ity taona ity;

Fifidianana ankapobeny ao amin'ny fanjakan'i Eswatini tamin'ny 29 Septambra 2023;

Fifidianana Filoham-pirenena fihodinana voalohany eto Madagasikara ny 9 Novambra 2023 ary mety ho fihodinana faharoa, ny 20 Desambra 2023;

ary Fifidianana filoham-pirenena, mpanao lalĂ na ary faritany ao RDC tamin'ny 20 Desambra 2023.

FRANCAIS

Un sommet extraordinaire de la troïka de la Communauté de développement de l'Afrique australe (SADC) et de la République démocratique du Congo s'est tenu le 27 septembre 2023 pour discuter des questions politiques et de sécurité dans la région.

(…)

Les États membres suivants de la SADC sont prévus organiser des élections d'ici la fin de cette année :

Élections générales au Royaume d'Eswatini le 29 septembre 2023 ;

Premier tour de l'élection présidentielle à Madagascar le 9 novembre 2023 et éventuel second tour, le 20 décembre 2023 ;

et élections présidentielles, législatives et provinciales en RDC le 20 décembre 2023.

***************

Fa angaha moa tsy hoe "miandany" io CENI io ka nanaiky nandoa volabe sy nanao an-kitsapaka ?

Omaly 09 Oktobra 2023 dia nihaona tamin’ireo kandida 11 ireo ny Ambasadaoron’ny Afrika atsimo nampahatsiahy io fanapahan-kevitra io ambony io. Aleho alefa ilay mikasika izany ary tsy hadidako. Fa izao : hisy ny fifidianana ary handefa mpanara-maso maharitra ny SADC. Io no anisan’ilay hoe « tsy nisy nipika ny resaka ». Fa hamotika ny firenena malagasy ireo tia tena izay efa nandoa 200.000.000 ariary sy efa nanaiky nanao an-kitsapaka. Tena fanetriben’ny tany !


Jeannot Ramambazafy

Mis Ă  jour ( Mardi, 10 Octobre 2023 14:05 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix Ă  Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30