]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil Flash Infos Madagasikara: Manohana tanteraka ny MAPAR ny mpitolona any Frantsa

Madagasikara: Manohana tanteraka ny MAPAR ny mpitolona any Frantsa

FANAMBARANA

Izahay Delegasiona Naman’i Filoha mpitari-tolona, mamim-bahoaka Andry RAJOELINA aty Frantsa, izay nandray anjara feno tamin’ny fanohanana ny kandida Hery Vaovaon’i Madagasikara nandritra ny fampielezan-kevitra dia manao an’izao fanambaràna izao :

- Manoloana ny savorovoro politika nateraky ny fihetsiky ny mpitarika ny HVM sy ireo mpiara-dia aminy, dia maneho ny tsy fankasitrahanay ny fanilikilihana ny MAPAR izay angady nanĂ nana sy vy nahitana izao fitondrana izao.

- Noho izany, manaraka an-kitsipo ny toromarika politika avy amin’ny Filoha mpitari-tolona Andry Rajoelina. Ary manohana tanteraka ireo Depiote MAPAR sy izay miara-dia aminy, ary koa mankasitraka ny fanoloran’ny MAPAR ho Praiministra an’i Haja André RESAMPA.

Antananarivo, faha 23 febroary 2014

Ireo mpikambana ao amin’ny Delegasiona:

Tinah RAVELOMANANTSOA

Organes RAKOTOVAO

David RAZANANTSOA

Michel RAMAHARAVO

Michel ANDRIANAIVO

Hilarion RASAMIMANANA

Picard LOUIS

Joseph RAKOTOVAO

Adrien RAKOTONIRINA

Dolatina RANDRIAMAHAFALY

Mis Ă  jour ( Mercredi, 26 FĂ©vrier 2014 16:19 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix Ă  Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30