Nanambara ny Filoha Andry Rajoelina, tao aminâny Tvm androany 1 Aprily 2020, taminâny 8 ora hariva fa 58 (VALO AMBINâNY DIMAPOLO) izao ny olona manana ny otrikâaretina Covid-19. Nisy aminâireo «personnes contacts» tao Isotry Antananarivo ary tao Ambatovy Toamasina ihany koa.