ALAROBIA 08 Aprily 2020, 12 ORA. 93 ny totalinâireo olona voatily manana ilay soritrâaretina covid-19 ka ny iray aminâizy ireo dia mila fikarakarana manokana satria semposempotra.
6 no vaovao aminâizy ireo ka mitsinjara toa izao : 2 any Aminâny Faritra Analanjirofo ary 2 eto Antananarivo Renivohitra. «Cas contacts» ny 5 ary 1 nandeha fiaramanidina AF 934.
Fa ny vaovao mahafaly dia 11 aminâireo 93 ireo no sitrana soa aman-tsara ary tsy misy ny aina nafoy hatreto eto Madagasikara.
Â
Jeannot Ramambazafy