]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil Flash Infos MADAGASIKARA CORONAVIRUS, 17.04.2020. Olona 117 voamarina, 84 any hopitaly, 33 sitrana, 0 maty

MADAGASIKARA CORONAVIRUS, 17.04.2020. Olona 117 voamarina, 84 any hopitaly, 33 sitrana, 0 maty

MADAGASIKARA CORONAVIRUS, ZOMA 17 Aprily 2020, tamin'ny 1 ora atoandro

117 (FITO AMBIN’NY FOLO AMBIN’NY ZATO) indray androany ny totalin’ireo olona voatily fa manana ny soritr’aretina coronavirus mitondra ilay areti-mandoza maneran-tany mitondra ny anarana hoe covid-19.

Nijanona 33 (TELO AMBIN’NY TELOPOLO) ny isan’ireo olona sitrana soa aman-tsara.



TSY NISY NY AINA NAFOY NA IRAY AZA HATRETO ETO MADAGASIKARA NOHO IO ARETINA COVID-19 IO.
ISAORANA AN’ANDRIAMANITRA IZANY.

Ireo olona 84 (EFATRA AMBIN’NY VALO POLO) nahitana ny coronavirus, na ireo avy ivelany na ireo cas contacts teto an-toerana, dia efa mahazo fitsaboina daholo.


Ireo Cas contact vaovao dia 6 (ENINA) ny isany ka ny 3 avy eto Antananarivo ary ny 3 avy ao amin’ny Faritra Atsinanana no nahitana azy.
Jereo kely ny tabilao manga.

Tsy miova hatrany ny toro-marika :AZA MBOLA MIVOAKA NY TRANO NY DAHOLOBE FA ALEHO MANDEFITRA ALOHA. MISY NY MIEZAKA MILAZA FA TSY MISY IO ARETINA IO. SAMY TOMPONANDRAIKITRA ISIKA. FA AZA MIANDRY ILAY NENINA AORIANA HANDATSA E !

Jeannot Ramambazafy

Mis Ă  jour ( Samedi, 18 Avril 2020 06:37 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix Ă  Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30