]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Accueil Flash Infos New York, Firenena Mikambana. Hiteny ny Filoha Andry Rajoelina, ny 21 Septambra 2022

New York, Firenena Mikambana. Hiteny ny Filoha Andry Rajoelina, ny 21 Septambra 2022

Araka ny fandaminana efa narafitry ny tomponandraikitra ao amin’ny Firenena Mikambana ao New York, manodidina ny Fivoriana faratampony faha-77 -20-26 Septambra 2022- dia ny 21 Septambra 2022 no handray ny anjaram-pitenenany ny Filoha Malagasy, Andry Rajoelina.


Raha tsiahivina, dia nisokatra ny 13 septambra 2022 ny Fivoriana ankapobeny na “Assemblée générale” faha-77-ny Firenena Mikambana izay nampitondraina ny lohahevitry hoe: Kihon-dalana iray: Fotoana fitadiavana vahaolana hanovana ireo tranga isan-karazany mampifamatotra ny zanakolombelona. Anisan’izany ny aretina Covid-19; ny ady any Okraina; ny fiovan’ny toetrandro mbola tsy fahita hatramin’izay ary ny tahotra momban’ny loza mitatao eo amin’ny lafiny ara-ekonomika maneran-tany mihitsy.

Arak’izany dia ilaina tokoa ny mikaroka sy mifantoka amin'ny vahaolana iraisana, eo anatrehin'ireo krizy ireo hananganana tontolom-piainana milamina sy sy maharitra kokoa ho an'ny rehetra sy ho an'ny taranaky ny zanak’olombelona ho avy.

Jeannot RAMAMBAZAFY

Mis Ă  jour ( Mercredi, 21 Septembre 2022 10:00 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix Ă  Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30