Eo am-pamitana ity boky ity aho. Tsapako fa illainy izy ity ho an'ny mpampianatra sy ny mpianatra ihany koa. Koa dia mahareto kely aloha fa ho lazaiko ihany ny fotoana hamoahana azy. Fa aleho tsorina eto fa mila fanoanana satria tsy mora ny manota boky eto Madagasikara...
Misaotra mialoha ho an'izay vonona mba hivoahan'ity asa fitadidiana ("devoir de mémoire") amin'ny teny malagasy.
Jeannot RAMAMBAZAFY