]
Les quotidiens du 02 Jul 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Monde malgache Communauté Malagasy Ambohidratrimo. Feno 10 taona ny GATE UNIVERSITY

Ambohidratrimo. Feno 10 taona ny GATE UNIVERSITY

Notanterahina tamin'ny zoma 14 Jona 2019 ny ivon’ny fankalazana ny faha 10 taona nijoroan’ny sekoly ambony tsy miankina amin’ny fanjakana GATE UNIVERSITY Ambohidratrimo. Namoaka ny andiany faha enina misalotra ny anarana « RAITRA » ny sekoly izay ahitana mpianatra 137 mianadahy nandray ny marim-pahaizana : DTS, Licence ary Master. Isan’ireo sekoly ambony tsy miankina amin’ny fanjakana mamaly ny filan’ny Firenena amin’ny alalan’ireo sampam-piofanana omeny ny GATE University. Isan’izany ny Agronomie (misahana ny momba ny fambolena sy fiompiana) sy ny Fizahantany. Ara-dalĂ na ary mahazo ny fankatoavan’ny fanjakana ny marim-pahaizana omen’ny sekoly ary efa maro amin’ireo mpianatra nandranto fianarana tao no mitazona andraikitra ambony eny anivon’ny asam-panjakana ankehitriny.


Nofidian’ireto andiany RAITRA ireto ho ray mpiahy azy Andriamatoa Eric Rajaonary, mpitantana ny orinasa Guanomad. Nanome toky ny hanohana hatrany azy 137 mianadahy ity Ray Mpiahy azy ireo ity ary vonona hatrany hizara izay traikefa hananany amin’ny fidiran’ireto tanora ireto amin’ny tontolon’ny asa sy ny fandraharahana.


Tafiditra indrindra ao anatin’izany fankalazana faha 10 taona izany ihany koa, dia najoro fikambanana « FRIENDS OF GATE » hivondronan’ireo sakaizan’ny GATE University rehetra ahitana ireo mpianatra tranainy sy ireo izay mbola eo andalam-pianarana ary ihany koa ireo mpiara-miombon’antoka amin’ny sekoly rehetra.

 
BanniĂšre

Madagate Affiche

 

WMG-Inner Wheel Madagascar. Un partenariat efficace pour la promotion de la formation professionnelle des femmes

 

Christophe Deloire. Brusque décÚs du SG de RSF International, le 08 juin 2024

 

WMG Madagascar. Des serviettes pĂ©riodiques lavables pour les Ă©lĂšves du CEG d’Ambohidrabiby

 

HAJASOA - Raoeliarivelo Hajasoa Pauline, nodimandry ny 28 May 2024

 

GrĂące Marie-Jeanne Ramambazafy teraka Rasoarivony, renin'i Jeannot Ramambazafy. Toa marina fa ny tsara saina sy tsara fanahy no matetika lasa mialoha

 

Mialy R. RAJOELINA. Hommage pour la FĂȘte des MĂšres 2024

 

PentekĂŽsta 2024. FANAHY hoe ?

 

TSIMITOVIAMINIANDRIANDEHIBE GUY RAJAOFETRA (XHI). Fisaorana avy amin’ny vady aman-janany, zafikeliny ary ny fianakaviana iray manontolo

 

LALIE (1976-2024) : Mandria am-piadànana namako amin’ny tsikinao ‘zay


 

«La Passion du Christ». Concert de PĂąques des enfants de l’Orphelinat Saint Paul Antananarivo. Dimanche 14 Avril 2024 Ă  15 heures en la CathĂ©drale Anglicane Saint Laurent Ambohimanoro. ENTREE LIBRE QU'ON SE LE DISE!

CLIQUEZ ICI. MERCI Pour ce Concert de PĂąques, les enfants du Centre -des adolescents Ă  prĂ©sent!-, s’entraĂ...