]
Les quotidiens du 06 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Vie politique Dossier Augustin Andriamananoro : TvPlus 17/09/2010:Fihaonambe nasionaly, raharaha Madamobil, sns…

Augustin Andriamananoro : TvPlus 17/09/2010:Fihaonambe nasionaly, raharaha Madamobil, sns…

Maninona tokoa moa raha tsy atao teny Malagasy amin’ity indray mitoraka ity ? Mba tsara indraindray no miala amin’ny mahazavatra. Tsy ho lava resaka anefa aho fa dia io ny valan-dresaka nataon’Andriamatoa Augustin Andriamananoro, Ministry ny Fifandraisan-davitra, Paositra sy Teknolojia vaovao teo aloha, ary mpanaolo-tsaina manokana ny Filoha Andry Rajoelina, amin'izao fotoana izao, tao amin’ny fandaharana “L'Invité du Zoma”, ny zoma 17 septambra 2010, eo anatrehan’i Ramaoa Onitiana Realy.

Noresahina tao ny mikasika ny Fihaonambe nasionaly vao nifarana tamin’ity 18 septambra ity; tao ny mikasika ny asa fampandrosoana ataon’ny fitondrana tetezamita; ary tao, indrindra indrindra, ny raharaha MadaMobil. Mihoatra ny adiny iray ilay fandaharana ka voatery nozaraina videos valo ilay izy mba tsy ho tapaka na koa voadingana ny resaka rehetra natao tamin'io zoma io.

Dia mahazotoa ary mijery sy mihaino.

Jeannot RAMAMBAZAFY


Mis à jour ( Dimanche, 19 Septembre 2010 15:38 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30