]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Vie politique Dossier Andry Rajoelina. «Loin de moi l’idée d’être Président du Sénat»

Andry Rajoelina. «Loin de moi l’idée d’être Président du Sénat»

Resadresaka nataon'ny Filoha mpanorina ny vondrona politika MAPAR, Andry Rajoelina, rehefa avy nanatonsosa ny adiny teny Ambatobe

« Andry Rajoelina efa mijoro eo amin’ny fanaovana politika hanavotam-pirenena. Mijoro ary hijoro hatrany hanavotana ity firenena ity. Tsy ao anatin’ny eritreritro mihitsy izany hitana ny filohan’ny Sénat izany aloha. Lavitry ny saiko izany ary tsy ao anaty lamin’asa. Ankehitriny aloha, adidy ny mpifidy ary izay no nahatongavako eto amin’izao zava-dehiben ho an’ny ho avin’ny Tanànan-tsika ary mandrisika ihany koa ireo olom-pirenena rehetra manan-jo mba hanefa ny adidiny satria masahana ny ho avin’ny Tanànan-tsika mandritra ny efa-taona ny safidin’olona tsirairay avy.

Raha ny fizotran’ny fifidianana dia betsika ny fiahiahiana ankehitriny. Satria isika nitaky fifidianana madio, fifidianana mangarahara, indrindra fifidianana tsy misy teritery. Izany moa ny faniriana. Ankehitriny moa dia fantatro sy tsapako ary fantatrareo mpanao gazety ny zavatra misy, na eto Antananarivo na any amina faritra hafa ny zavatra misy. Izahay dia mitaky fifidianana madio sy mangarahara.

Ankehitriny, ny zavatra mitranga, ohatra any Diego, dia maro ireo kara-panondro sy kara-pifidianana nalefa any, ary anananay porofo izany zavatra rehetra izany, satria misy izao olona tsy mponina ao, avy any ambanivohitra, no asaina mifidy. Manao antso avo izahay mba atao mangarahara sy madio ny fifidianana. Manao antso avo mba tsy hisy ny teritery eo anivon’ny tomponandraikim-panjakana isa sokajiny. Izay ny fangatahanay, izay ny antso avonay ary manao antso avo amin’ny rehetra mba ho mailo sy ho malina hatrany ary ho tony ».

Le Président-fondateur du groupement politique MAPAR, Andry Rajoelina, interviewé après qu'il a effectué son devoir de citoyen, à Ambatobe, ce 31 juillet 2015

TRADUCTION LIBRE

Andry Rajoelina est déjà présent sur la scène politique pour sauvegarder la nation. Et je serai toujours présent pour défendre les intérêts de cette patrie. Loin de moi l’idée de briguer le poste du président du Senat. C’est loin de mon esprit et ne fait pas partie du programme. Pour le moment, voter est un devoir et c’est pour çà que je suis ici dans le cadre de ce tournant important de l’avenir de notre ville et j’intime tous les citoyens en droit de voter de venir accomplir leur devoir car la voix de chacun est primordial pour l’avenir de notre cité pour les quatre années à venir.

Si l’on se penche sur l’actuel processus électoral, il y a beaucoup de suspicion dans l’air. Or, nous avions demandé des élections propres, des élections transparentes et, surtout, des élections loin de toute pression. C’est notre souhait. Cependant, je sais et je constate, comme vous journalistes d’ailleurs, qu’il n’y a quelque chose qui ne tourne pas en rond, aussi bien ici à Antananarivo que dans les autres régions. Nous, nous requérons des élections propres et transparentes.

Actuellement, ce qui se passe, comme à Diego, par exemple, est qu’il y a des cartes d’identité et des cartes électorales qu’on y a envoyées -nous avons toutes les preuves à ce sujet- pour que des gens ne résidant même pas là-bas, mais dans la campagne, puissent voter. Nous lançons un appel pour qu’il n’y ait pas de pression de la part des responsables administratifs à tous les niveaux. C’est notre requête. Et c’est l’appel que nous lançons et nous lançons également un appel à tous pour que chacun demeure vigilant, prudent et paisible.

Recueillis et traduits par Jeannot Ramambazafy – 31 juillet 2015

Mis à jour ( Dimanche, 02 Août 2015 07:56 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix à Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30