]
Les quotidiens du 03 Jul 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Vie politique Dossier Afrika. Vadina filoham-pirenena folo tsara tarehy indrindra

Afrika. Vadina filoham-pirenena folo tsara tarehy indrindra

Raha eto Madagasikara aloha dia ho lazaina fa fidirana ao anaty fiainana manokana izany («vie privĂ©e») any ka na dia ny anaran’i Voahangy Rajaonarimampianina nomen’ny ray aman-dreniny talohan’ny nanambadiany an’ity mpikaonty vola avy ao Antsofinondry ity aza dia tsy ampahafantarina ny vahoaka. Dia tsy misy miraika tokoa anie Ra-Malagasy fa olona tsy fanta-piaviana izany no mba «PremiĂšre Dame» eto. Kanefa izy irery ihany no manana izany hoe «Cabinet» izany eo anivon’ny prezidansy eran'ny Afrika, ary tsy misy izany fepetra izany ao anaty Lalampanorenenan'ny repoblika hafa-4 eto Madagasikara. Io fiononĂ na io no mahatonga ny mpitondra manao izay saim-pantana hambotry anao. MiheverĂ  tena daholo e !

Ka entiko ao Afrika ianareo androany mikasika ny vadina filoham-pirenena folo izay tsara indrindra, araka ny fijerin’ny tranokala Naij.com. Tsy fantatra aloha hoe inona avy ny fepetra (« critĂšres ») nahatonga azy nisafidy ireto fa dia « anao ny safidy », hoy Jean Louis Rafidy izay.

06 Oktobra 2016

Nandika : Jeannot Ramambazafy

Avy ao aminy Naij.com

Mis Ă  jour ( Jeudi, 06 Octobre 2016 08:25 )  
BanniĂšre

Madagate Affiche

 

WMG-Inner Wheel Madagascar. Un partenariat efficace pour la promotion de la formation professionnelle des femmes

 

Christophe Deloire. Brusque décÚs du SG de RSF International, le 08 juin 2024

 

WMG Madagascar. Des serviettes pĂ©riodiques lavables pour les Ă©lĂšves du CEG d’Ambohidrabiby

 

HAJASOA - Raoeliarivelo Hajasoa Pauline, nodimandry ny 28 May 2024

 

GrĂące Marie-Jeanne Ramambazafy teraka Rasoarivony, renin'i Jeannot Ramambazafy. Toa marina fa ny tsara saina sy tsara fanahy no matetika lasa mialoha

 

Mialy R. RAJOELINA. Hommage pour la FĂȘte des MĂšres 2024

 

PentekĂŽsta 2024. FANAHY hoe ?

 

TSIMITOVIAMINIANDRIANDEHIBE GUY RAJAOFETRA (XHI). Fisaorana avy amin’ny vady aman-janany, zafikeliny ary ny fianakaviana iray manontolo

 

LALIE (1976-2024) : Mandria am-piadànana namako amin’ny tsikinao ‘zay


 

«La Passion du Christ». Concert de PĂąques des enfants de l’Orphelinat Saint Paul Antananarivo. Dimanche 14 Avril 2024 Ă  15 heures en la CathĂ©drale Anglicane Saint Laurent Ambohimanoro. ENTREE LIBRE QU'ON SE LE DISE!

CLIQUEZ ICI. MERCI Pour ce Concert de PĂąques, les enfants du Centre -des adolescents Ă  prĂ©sent!-, s’entraĂ...