]
Les quotidiens du 24 Nov 2024
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Reportages Photos Madagascar Imailaka University: Sortie de la 1ère promotion, le 8 février 2013 -Photos 1-

Madagascar Imailaka University: Sortie de la 1ère promotion, le 8 février 2013 -Photos 1-

Rappelez-vous (sinon, lisez) : C’était en 2009. Un pari qui semblait insensé pour celles et ceux qui ne comptent jamais sur eux-mêmes et le génie malgache, mais sur un dirigeant futur dictateur et les bailleurs de fonds « endetteurs » d’une nation sur plusieurs générations. Revivez notre reportage du 4 décembre 2009 en cliquant sur la photo de la plaque inaugurale ci-dessous.


Quatre ans après, la première fournée de « graduates », dénommée Promotion « MAILAKA » (rapide, preste) est sortie de cette première université en ligne dénommée « Imailaka University ».

Cliquez sur la photo ci-dessous pour connaître les prestigieuses universités indiennes partenaires.

UNIVERSITES INDIENNES PARTENAIRES

Pour cette journée du vendredi 8 février 2013, pourquoi s’encombrer de commentaires. Place aux vidéos et aux photos, avec un texte en malagasy ! Première série.

Video of the Godfather, Augustin Andriamananoro in english

Mais avant, une présentation en malgache d’Imailaka University.


Imailaka University dia « Université en ligne » voalohany eto Madagasikara. Teraka tamin’ny alàlan’ny tetik’asa PanAfrican-Network izay fiaraha-miasa eo amin’ny Governementa Indiana sy ireo governementa maromaro mpikambana ao amin’ny «Union Africaine», ka anisan’izany i Madagasikara.


Nahorina ny taona 2009 ny Imailaka University, taorian’ny fanaovantsika Sonia ny fifanarahana teo amin’ny Ministeran’ny Fifandraisan-davitra, ny Paositra ary ny Teknolojia vaovao andaniny, ary ny Telecommunication Consultance Indian limlted TCIL, ankilany.


Mifandray amin’ny Oniversite Indiana dimy ny Imailaka University dia: Amity University, Madras University, Delhi University, BITS PILANI University ary Indira Gandhi National open University (IGNOU). Koa ny tambazotran’ny teknolojia ny fifandraisan-davitra no ampiasaina amin’izany. Noho ny fisian’ny Imailaka University, dia afaka nanaraka ireo fampianarana nomen’ireo Oniversite Indiana dimy ireo, izay fanta-daza eran-tany, ny mpianatra Malagasy ary afaka nahazo fampianarana manara-penitra.


Ny haitao Visio Conference no ampiasaina amin’izany koa afaka mifankahita sy mifanatrika ny mpampianatra sy ny mpianatra ary afaka mifampiresaka sy mifametraka fanontaniana. Ny “cours” nomen’ireo Oniversite dia voatahiry ao anaty “serveur” avokoa, ka raha misy tst mazava tsara amin’ny mpianatra ny fampianarana dia akafa mijery ny “course voatahiry izy sady mbola afaka mifandray amin’reo mpampianatra amin’ny alalàn’ny “e-mail” raha misy fanazavana mbola ilaina mikasika ny “cours”.


Ny fampianarana omen’ireo Oniversite Indiana dia manaraka ny “système LMD”: Licence, Masters sy Doctorat, ary amin’ny teny anglisy ny fampianarana.

Nnaomboka ny volana jolay 2010 no nisokatra ny fampianarana teto amin’ny Imailaka University ary mpianatra Malagasy vitsivitsy no nanaraka ny fampianarana nomen’ireo Oniversite mpiara-miasa.


Ireto avy ireo sampanam-pianarana afaka narahin’ny mpianatra Malagasy tamin’izany:


-MBA-IFB: Masters of Business Administration and International Business

-MFC: Masters of Finance and Control

-DBM: Diploma in Business Management

-PGDIT: Post Graduate Diploma in Information Technology

-DIT: Diploma in Information Technology

-BBA: Bachelor in Business Administration

-English spoken Courses


Afaka manohy fianarana eto amin’ny Imailaka University avokoa na ny olona efa am-perin’asa na ireo mpianatra izay vao nahazo diplaoma “Baccalauréat”.

Ny volana jolay 2012 no nanatanteraka ny fanadinana famaranana ny fianarana ny andiany MAILAKA. Koa 12 ny mpianatra nahomby tamin’izany fianarana izany, izay nolotolarana diplaoma ny 5 Febroary 2013 lasa teo. Ireto avy ny isany:

-Valo (08) MBA ka ny dimy (05) tamin’ireo dia nanaraka ny safidy “Ressources Humaines”;

-Iray (01) nisafidy “Marketing” ary roa (02) kosa nisafidy “Finances”;

Iray (01) nanaraka ny fianarana MFC ary nahazo diplaoma PGDIT.


Ny teny hoe MAILAKA dia midika toy izao: Managers-Intellectuals-Leaders and Knowledges Assured. Raha adika amin’ny teny Malagasy dia manome ny hoe: Mpitantana-Mahiratra-Mpitarika-Fahalàlana azo antoka.

Ny diplaoma izay azon’ireto mpianatra ireto dia avy amin’ireo Onversite Indiana koa afaka ampiasaina tsara hitadiavana asa eto Madagasikara sy hatrany ivelan’i Madagasikara.


Afaka ambara, arak’izany fa ny Imailaka University dia varavarana misokatra ho an’ny mpianatra Malagasy ahafahany manaraka fampianarana any amin’ireo Oniversite Indiana voatanisa ery ambony, amin’izao fotoana izao.


Ambonin’izany, ny saran’ny fampianarana dia mirary dia mirary tokoa mba ahafahan’ny olona rehetra manaraka ny fampianarana eto amin’ny Imailaka University, mba ho fandraisana anjara amin’ny fampandrosoana maharitra sy haingana eto anivon’ny firenena.


Mba ahafahana manohy sy manatsara izany dia toy izao manaraka izao ny tanjon’ny Imailaka University:

-Fampifandraisana ny Imailaka University amin’ireo toby Vohikala ka ahafahan’ny mpianatra amin’ireny toerana ireny manaraka ny “cours”. Efa eo ampanaovana ny fanadihadiana mikasika ny fanatanterahana izany amin’izao fotoana izao miaraka amin’ny Vohikala Taolagnaro sy Ambovombe Androy, izay maro mpianatra afaka “Baccalauréat” kanefa tsy afaka manohy ny fianarany any Toliara na eto Antananarivo, noho ny tsy fahampiana eo amin’ny ray aman-dreny.

-Fanomezana fampianarana amin’ny teny frantsay mikasika ireo sampam-pianarana vitsivitsy voalaza tetsy ambony koa ny votoanton’ny fampianarana (“Module”) dia tsy miova fa mpampianatra Malagasy no hanatanteraka ny fampianarana amin’izany. Mbola hifampiraharahana amin’ireo Oniversite Indiana koa ny diplaoma zaraina amin’izany, rehefa vita ny fianarana.

-Hitady fiaraha-miasa amin’ireo Oniversite eto an-toerana sy avy amin’ny firenena hafa, izay miteny frantsay na Anglisy koa ny Imailaka University.

Mila fanazavana ? Cette adresse email est protégée contre les robots des spammeurs, vous devez activer Javascript pour la voir. - Tél: +261 34 60 946 39



Jeannot Ramambazafy

Photos : Harilala Randrianarison

Mis à jour ( Dimanche, 10 Février 2013 20:36 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

W.M.G. MADAGASCAR. Un Bazar de Noël 2024 autrement exceptionnel

 

Madagasikara JIRAMA. Hatramin’ny oviana no hanjaka ny tsy matimanota mpandrendrika ny Firenena malagasy ?

 

Donald Trump, élu 47e Président des États-Unis d’Amérique, le 05 novembre 2024

 

Madagascar. Lancement officiel du Plan National d’Action II sur la lutte contre le travail des enfants (2025-2035)

 

Senseï Jean-Pierre Razafy-Andriamihaingo s'en est allé à 75 ans, le 5 octobre 2024

 

Tiana Rasamimanana - JIRAMA : Position du SIM (Syndicat des Industries de Madagascar)

 

Hira malagasy. Fa iza marina i Therack, namorona ireo hira malagasy tsy lefy hatramin’izao ?

 

Pr Serge Henri RODIN. Le compteur de sa vie terrestre s’est arrêté à 75 ans. Son cœur a cessé de battre le 18 septembre 2024

 

Marc Ravalomanana. Ny tena vontoatin’ny resaka tsy fandoavana hetra : nanao taratasy fanekena fa handoa izy, ny 4 septambra 2023. Indrisy…

...

 

RAMANAMBITANA Richard Barjohn. Ny Ferapara fodiany mandry, ny 12 Septambra 2024