]
Les quotidiens du 05 Mar 2026
[ Midi ]
[ Express ]
[ Moov ]
Home Reportages Photos Andry Rajoelina sy ny fianakaviany. Lamesa Krismasy 2020 ankalamanjana teny amin'ny Mompera Pedro

Andry Rajoelina sy ny fianakaviany. Lamesa Krismasy 2020 ankalamanjana teny amin'ny Mompera Pedro

VIDEO ETO

Zoma 25 Desambra 2020. Lamesa ankalamanjana tsy manam-paharoa ny notontosaina teny amin’ny toerana atao hoe Mahatsara, ao amin’ny faritry ny Akamasoa naorin’ny Mompera Pedro Opeka nanomboka ny 30 taona mahery lasa izay. Izao ny fahitan’ny Filohampirenena, Andry Rajoelina, ny toe-draharaha, alohan’ny hanomezanay anareo mpamaky sary tsy manam-paharoa ihany koa :

« Am-pifaliana sy am-pitiavana hatrany, isan-taona, no iarahanay dimy mianaka mankalaza ny Noely miaraka amin’i Mompera Pedro sy ny vahoakan’ny Akamasoa ary ireo ankizy beazina eto. Araka ny nampahatsiahivin’i Mompera Pedro dia fety ahatsiarovana ny nahaterahan’i Jesoa zazakely izay nitondra fiadanana sy hazavana ho antsika ny Noely. Isika rehetra ihany koa dia zaza taloha koa aoka tsy ho very ny fahatsorana, ny fahamarinana sy ny toe-panahy nahitsy fahazaza mba hitsilo ny lalantsika.

Miarahaba manokana an’i Mompera Pedro, ireo mpanabe sy ireo mpianatra eto amin’ny Akamasoa aho amin’ny taha ambony dia ambonin’ireo ankizy afa-panadinana baccalauréat avy eto. Ho fitsinjovana azy ireo dia hananganana ivotoeram-piofanana arak’asa manara-penitra eto Mahatsara amin’ity taona 2021 ity.

Adidintsika ireo zanatsika! Tsy nateraka ho tsisy mpiahy na ho lasa mpirenireny, mpangataka na mpanao ratsy izy ireny. Adidintsika ny miahy sy mikarakara azy ireo amin’izao Noely izao sy amin’ny andro rehetra mandavan-taona ».

Noraisin’i Jeannot Ramambazafy

Sary : Harilala Randrianarison

**************************************

**************************************

**************************************

****************************

Mis Ă  jour ( Mardi, 02 FĂ©vrier 2021 11:23 )  
Bannière

Madagate Affiche

 

Annick Danielle Raherimanana, mpanao gazetin’ny Radio Antsiva. Nodimandry ny 28 Janoary 2026

 

Antananarivo Grand séminaire ALL GEN REVOLUTION : LE PROGRAMME ET LES INTERVENANTS

 

AIRTEL AFRICA ET SPACEX S’ALLIENT POUR RÉVOLUTIONNER LA CONNECTIVITÉ MOBILE EN AFRIQUE GRÂCE À STARLINK DIRECT-TO-CELL

 

Madagascar Wednesday Morning Group. La 63è édition du Bazar de Noël aura lieu le samedi 29 Novembre 2025 au Carlton Antananarivo

 

Ramatoa Céline Ratsiraka, teraka Velonjara. Nodimandry ny 22 Aogositra 2025, teo amin’ny faha-87 taonany

 

Heavenly Culture, World Peace, Restoration of Light (HWPL). 11e Sommet mondial pour la paix Ă  Cheongju

 

Mvola Madagascar : simplicité, rapidité et la sécurité des transactions financières au quotidien

 

Antananarivo, volana Jona 2025, ankatoky ny faha-65 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara. Fanapoizinana ara-tsakafo nahafaty tanora roampolo. Fankaherezana avy amin’i Jeannot Ramambazafy sy ny ekipan’ny madagate.org

 

YVETTE RABETAFIKA RANJEVA. Ny Faraveloma hatao azy - Ses Obsèques : Zoma 20 Jona 2025 - Vendredi 20 juin 2025

 

Ambohimanoro, Cathédrale Anglicane: Deux concerts classiques inédits de l'OCPAA et de l'Orchestre symphonique St Paul, le dimanche 04 mai 2025 à 15h30