1er Mey 2013. Nanatontosa hazakazaka ny zakampielezana ao aminâny Fjkm Vinany Tempoly, nanamarihina ny faha-50 taonany (1962-2012). Niainga teo Anosy ka teo anoloanâny Gara Soarano ny fahatongavana. Tsy asiana kabary firy fa ireto ny sary fahatsiarovana. Ny tsara ho fantatra fotsiny dia Andriamatoa Augustin Andriamananoro no Filohan'ny Komity nikarakara ity hetsika fanabeazana ny taranaka fara aman-dimby.
RAKI-TSARY FAHA-4
Jeannot Ramambazafy (mise en ligne) sy Harilala Randrianarison (photographies)